Entrée | 1 fihantsika |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Fomban' ny olona na zavatra mihantsika, izany hoe mibaraingo ka mandroso eo anoloana ny kibony na ny ampovoany: Mampihomehy ny fihantsik' iny Rangahy iny rehefa mandeha |
Radical | 4 hantsika |
Anagrammes | 5 fihantsika, hafintsika, hifantsika |
Mis à jour le 2025/01/21 |
![]() |