|
|
|
|

Entrée1  fiheverana
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Fisaintsainana: Ny fiheverana ny fiainana matetika mahatonga ho hendry
Fandinihana, fieritreretana: Tsy ampy fiheverana ny ankizy matetika
Fanombanana: Fa inona marina no fiheveranao ahy
Explications en français  4  [1.3#243] La méditation, la réflexion, la discussion
Exemples  5  [2.285#] Ekenao ve izany fiheverana izany?
6  [2.472#] Mahery noho izany fiheverana izany anefa ny alaheloko azy.
7  [1.369#] Fa inoany kosa fa tena mitondra ny fiheverana vahoaka iray aho.
Vocabulaire  8  Philosophie
Radical  9  hevitra

Mis à jour le 2024/12/11