Entrée | 1 fihevoana |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Fanapoipoirana ny tany eny anaty voly mba tsy ho rendrika 4 [1.13] fanaboraborahana ny tany eo amin'ny foto-boly |
Explications en français |
5 [1.13] binage |
Vocabulaire |
6 Economie: agriculture |
Radical | 7 hevo |
Anagrammes | 8 fievohana, fihevoana, fivoehana |
Mis à jour le 2025/01/21 |
![]() |