|
|
|
|

Entrée1  fihidiana
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Fotoana na andro mampihidy ny trano, vavahady, lalana...: Misy fanamboarana hatao ka hateloana no fihidian' ny lalana mianatsimo
Radical  4  hidy

Anagrammes  5  fihidiana, hadifinay, hidifiana, hifadiany, hifidiana, idifihana

Mis à jour le 2025/01/21