|
|
|
|

Entrée1  fihohoka
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Fomba entina mihohoka, toetran' ny zavatra na olona mihohoka, izany hoe miongana ka ny vavany no lasa ambany, na mandry ka ny kibo no atao ambany mandry, na mandohalika sy miondrika ambany dia ambany
Radical  4  hohoka

Anagrammes  5  fihohoka, hifohako, hikofoha, hohafiko, hokohafi

Mis à jour le 2025/01/21