|
|
|
|

Entrée1  fikasihandokanga
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Hazo lavalava kely misy vombon-tsoavaly nohenjanina, izay akasika somary tarihina amin' ny tadin-dokanga ka mampipararetra azy ary dia mampaneno ny lokanga
Vocabulaire  4  Musique: instruments
Mots élémentaires  5  fikasihana, lokanga
Synonymes  6  fikasihana
Hypéronyme 
Co-hyponymes 

Mis à jour le 2025/04/28