Entrée | 1 finganina |
Partie du discours | 2 verbe passif |
Explications en malgache |
3 [1.1] Alavo amin' ny fainelezana ny tongotra eny ampandehanana na eny am-pihazakazahana: Nofinganin' Ikoto Isambilo ka nitrosina terỳ amin' ny tany Anaovana ankasomparana; Nofinganiny tamin' ny hevitra maizimaizina ilay sakaizany ka tsy tafarina intsony tamin' ny raharahany |
Radical | 4 fingana |
Morphologie |
|
Anagrammes | 9 faningina, finganina, finingana, nafingany, nifangany |
Mis à jour le 2025/01/21 |
![]() |