|
|
|
|

Entrée1  finiavana
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Fanaovan-javatra an-tsitrapo; asan' ny sitrapo hanao na tsy hanao zavatra iray: Misaotra anareo tonga; mila finiavana ny fahatongavana atỳ an-tany lavitra atỳ amin' ny andro ratsy toy izao
Explications en anglais  4  [1.7] intent or purpose to do something
Explications en français  5  [1.8] l'intention de faire une chose
Vocabulaire  6  Emotions
Radical  7  nia

Mis à jour le 2024/12/11