|
|
|
|

Entrée1  fipentsompentsona
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Toetran' ny olona mipentsompentsona, fomba entina mipentsompentsona, fitsaontsaona, fitaria: Tsisy tsy gaga amin' ny fipentsompentson-dRavehivavy iny
Radical  4  pentsompentsona

Mis à jour le 2024/12/11