|
|
|
|

Entrée1  firaketana
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Fitahirizana
4  [1.13] boky rakibolana malagasy
Explications en anglais  5  [1.2] a treasury
6  [1.7] the act of collecting; a collection
Explications en français  7  [1.8] action de collectionner, de réunir; collection
8  [1.13] table
encyclopédie malgache
firaketan'i Gaunin: table de Gaunin
firaketan'i Pons: table de Pons
kahie firaketana: cahier d'enregistrement
Exemples  9  [2.245] Mba ho firaketana fotsiny ihany, tompoko.
10  [1.320] Izy no mitazona ny firaketana an-tsoratra.
11  [2.245] Izany hoe: antso avo firaketana, ny vato natsangana ka ny antsika aminy.
Radical  12  rakitra
Mots composés 
Titres  14  Firaketana ny fiteny sy ny zavatra malagasy (Rajonah Gabriel)

Mis à jour le 2025/04/28