|
|
|
|

Entrée1  fisarihana
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Fisintonana: Ringa erỳ ny mpanjonoamin' ny fisarihana ny harato
Fandroritana, fitarihana: Fisarihana olona amin' ny sandriny
Fanintonana: Fisarihana ny sainareo hikendry lalandava zavatra ambony no ilazako izany.
Explications en français  4  [1.13] attraction, tirage
Radical  5  sarika
Mots composés 

Anagrammes  8  fihisarana, fisahirana, fisarihana, hasafariny, hisafarian

Mis à jour le 2025/01/21