|
|
|
|

Entrée1  fitsabo
Partie du discours  2  nom ou adjectif
Explications en malgache  3  [1.1] Fomba entina mitsabo, izany hoe mikarakara marary amin' ny fanomezana fanafody azy sy mikajakaja azy mba ho sitrana
Azo tsaboina
Exemples  4  [2.424#] Raha tsy afaka atao ny fitiliana dia aleo tsaboina araky ny fomba fitsabo ny angatra ihany ilay olona.
Radical  5  tsabo

Mis à jour le 2024/12/07