Entrée | 1 fitsaboana |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Fikarakaràna amin' ny fanomezana fanafody sy fikajakajana mba ho sitrana: Arakaraka ny fahamafisan' ny aretina no mahela sy mahasarotra ny fitsaboana |
Explications en anglais |
4 [1.7] medical care and nursing |
Explications en français |
5 [1.8] soins médicaux |
Exemples |
6 [2.113#75] Inona no nataon' i Galliéni momba ny fitsaboana? 7 [2.285#89] Ka dia ilana fitsaboana haingana ity aretina ity. |
Vocabulaire |
8 Santé |
Radical | 9 tsabo |
Mots composés |
|
Mis à jour le 2024/12/11 |
![]() |