Entrée | 1 fivezenana |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Fironana, fihetsehan-javatra malefolefo toy ny rotsa-kazo izay atsatoka amin' ny tany ka arona miankavia na miankavanana dia miverina amin' ny toerany teo aloha indray |
Radical | 4 vezina |
Mis à jour le 2024/12/11 |
![]() |