Entrée | 1 fivikiviky |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Toetran' ny olona mivikiviky, izany hoe mandeha mailamailaka, amim-paharisihana Famindràna mailamailaka, fandehanana amim-paharisihana: Faly Ikoto fa nomen-dreniny vola, ka akory izany fivikivikiany (izany fivikivikiny) nankany antsena |
Radical | 4 vikiviky |
Synonymes | 5 fivikivikiana |
Mis à jour le 2024/12/11 |
![]() |