|
|
|
|

Entrée1  fizivana
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Fomba fahita amin' ny foko sasantsasany, izay mifanompa na mifanozona ho mari-pisakaizana
Exemples  4  [2.643#] Ny avy amin' ny foko nifampiziva kosa nifampitantara ny hasoan' ny fizivana.
Radical  5  ziva

Anagrammes  6  fivazina, fivizana, fizivana

Mis à jour le 2025/01/21