|
|
|
|

Entrée1  folo-tao-maty
Partie du discours  2  locution
Explications en malgache  3  [1.1#380] enti-milaza fotoana naharitra ela be
4  [1.1#927] ilazana fepotoana heverina ho ela loatra nijanonan' olona tany amin' ny toerana iray: Nitoetra tany folo tao-maty izy
Vocabulaire  5  Temps
Mots élémentaires  6  folo, taona, maty

Mis à jour le 2024/12/07