|
|
|
|

Entrée1  Foloalindahy
Partie du discours  2  nom propre (ethnonyme)
Explications en malgache  3  [1.1] anarana nomena ny miaramilan' Ilaidama ary mbola ilazana ankehitriny ny fitambaran' ny antoko-miaramila rehetra eto amin' ny firenena. (Nokendren-dRadama ny hanana tafika toy ny Vazaha, izay mianatra matso, fitifirana, sarin' ady ka folo alina na iray hetsy no isa noheveriny hotratrarina)
Explications en anglais  4  [1.2] the one hundred thousand men, which is the name given to the army.
Explications en français  5  [2.415] cent mille hommes. On donnait ce nom à l'armée, parce que le souverain prétendait audacieusement pouvoir mettre en campagne cent mille soldats
Exemples  6  [2.508#] Tsy ravàna ny foloalindahy fa ampitomboina.
7  [2.298#] Fa matoky aho, ray ambanilanitra sy foloalindahy!
Vocabulaire  8  Militaire
Mots élémentaires  9  folo, alina, lahy

Mis à jour le 2024/12/26