Entrée | 1 fotorana |
Partie du discours | 2 verbe passif |
Explications en malgache |
3 [1.1] Raisina eo akaikin' ny fototra: Fotorana ny zanakazo vao ongotana Anontaniana tsara, adinina fatratra: Fotory tsara ny voampanga Dinihina, fakafakaina, hadihadina: Fotorana ny raharaha alohan' ny hirosoana |
Explications en anglais |
4 [1.2] to be held by the roots, or close to the head, as one holding a hammer to be searched out, to be examined to the very root. 5 [1.7] to be investigated |
Explications en français |
6 [1.8] qu'on examine à fond |
Exemples |
7 [2.296#] Azon' ny mpandinika rehetra fotorana sy hamarinina izany! 8 [2.314#] Raha fotorana, inona, araka ny hevitrao, no dia mahatonga ny Malagasy hiady varotra? 9 [2.587#] Koa aza fady, mangataka anareo ny Fanjakana mba hiakatra ato an-tanàna aloha ho fotorana kely vetivety. |
Radical | 10 fototra |
Morphologie |
|
Autres orthographes | 15 fotorina |
Proverbes | 16 Proverbes contenant le mot fotorana |
Anagrammes | 17 fotorana, nofatora, notarofa |
Mis à jour le 2025/01/21 |
![]() |