|
|
|
|

Entrée1  fozalahy atakalo fozavavy
Partie du discours  2  locution
Explications en malgache  3  [1.1] fombam-pitenenana fandre amin' ny kabary am-panambadiana ilazana fa toy ny nifanakalo zanaka ny ray aman-dreny roa tonta ka ilay zazalahy tonga isan' ny fianakavian-drazazavavy, ary ilay zazavavy tonga isan' ny fianakavian-drazazalahy
Mots élémentaires  4  fozalahy, atakalo, fozavavy

Mis à jour le 2024/12/26