|
|
|
|

Entrée1  hadaladalana
Partie du discours  2  nom
Exemples  3  [2.472] Hatramin' ny nisamborana an' i Dadafara moa, tsy nisy nampiseho hadaladalana mihitsy izahay tao amin' ny sekoly, na lehibe na kely.
4  [2.472] Mbola ampahafirin' ny ho hitanareo izao miseho izao raha mitohy izany ny hadaladalanareo.
Radical  5  adaladala
Morphologie 
6  Simple :
7  Préfixée :

Mis à jour le 2024/12/11