Entrée | 1 hasin' Andriana |
Partie du discours | 2 locution |
Explications en malgache |
3 [1.1] ny volatsivaky nomena ny Mpanjaka |
Exemples |
4 [2.508#] Raha tiana hovotsorana ny andevo dia tsy maintsy anaovana hasinandriana sy orimbato ka dia manjary ambaniandro izy fa tsy andevo intsony. |
Mots élémentaires | 5 hasina, andriana |
Mis à jour le 2024/12/07 |
![]() |