Entrée | 1 hazon-damosina |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Fitambarana taolana maromaro misy loaka ka itoeran' ny tsoka, izay mifampitohitohy lava manaraka ny lamosina ary manenjana ny vatana ambony hijoro; ireo vitsivitsy ambony indrindra atao hoe marozandry |
Explications en anglais |
4 [1.2] the spinal bone, the spine. |
Explications en français |
5 [1.3#230] l'épine dorsale 6 [1.13] colonne vertébrale |
Exemples |
7 [2.472#] Henjana ny hazondamosina manontolo rahefa hariva ny andro, mavesatra ny soroka sy ny hatoka, manaintaina ny sandry. |
Vocabulaire |
8 Biologie |
Mots élémentaires | 9 hazo, lamosina |
Synonymes | 10 tohivany |
Mots composés |
|
Titres |
Proverbes | 14 Proverbes contenant le mot hazon-damosina |
Mis à jour le 2024/12/10 |
![]() |