|
|
|
|

Entrée1  hazovato
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Karazam-bato sokay nova ara-toetra simika sy fizika, tsy dia mafy loatra fa misy tsoriany mahafinaritra ny tavany rehefa voalambolambo tsara, anaovana solon-taila amin' ny ngorodona na ny rindrina; marbra
Explications en français  4  [1.13] bois silicifié
Vocabulaire  5  Géologie
Mots élémentaires  6  hazo, vato
Synonymes  7  vatoharana, vatohazo
Analogues  8  hazombato

Anagrammes  9  hazovato, vatohazo

Mis à jour le 2025/01/21