|
|
|
|

Entrée1  hehy voraka
Partie du discours  2  locution
Explications en malgache  3  [1.1] fihomehezana tsy araka ny fo fa ataotao fotsiny mba hanambarana fa faly, na dia tsy izany loatra aza
Mots élémentaires  4  hehy, voraka

Anagrammes  5  hehy voraka, hiverahako

Mis à jour le 2025/01/21