|
|
|
|

Entrée1  hevi-dravina
Partie du discours  2  locution
Explications en malgache  3  [1.1] hevitra tsy izy, fiheverana kitoatoa sy raikiraiky; fisainana kitoatoa ary tsy marina
Explications en français  4  [1.5#143] utopie, rêverie
5  [1.4.fr#544] mythe
Exemples  6  [4.27#2008/03/28] Nampandamoaka ny ezaka noho ny hevi-dravina ideolojika sy ny finiavana hifehy ny "kilalao politika" eny ifotony
Vocabulaire  7  Philosophie
Mots élémentaires  8  hevitra, ravina
Proverbes  9  Proverbes contenant le mot

Mis à jour le 2024/12/07