Entrée | 1 ifampihavanana |
Partie du discours | 2 verbe relatif |
Exemples |
3 [4.27] Eto amin' ny firenena, izay tany malaza ho mpandala ny fihavanana anefa, dia mbola ny mifanasa vangy, milahatra an-dalambe, mifanandrina, eny fa tonga amin' ny famononoana ny mpiray tanindrazana aminy no ataon' ny ankolafy sasany, alohan' ny mody ifampihavanana, noho ny kajy politika atao fotsiny ihany. |
Radical | 4 havana |
Morphologie |
|
Mis à jour le 2024/12/11 |
![]() |