Entrée | 1 ivelomana |
Partie du discours | 2 verbe relatif |
Explications en français |
3 [1.3#824] |
Exemples |
4 [2.606#] Eo amin' ny toekarena dia ny fiompiana sy ny fambolena no ivelomana. 5 [1.369#] ny Fiangonana dia zavamisy ivelomana amin' ny maha mpiray tampo sy mpiara-dalana. 6 [2.285#] Io vidiny io anefa dia zara raha misy ivelomana ary dia mijalijaly sy tsy afa-mihoitra eo amin' ny fiainana i neny. |
Radical | 7 velona |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Proverbes | 13 Proverbes contenant le mot |
Anagrammes | 14 ivelomana, volamenay |
Mis à jour le 2025/01/21 |
![]() |