|
|
|
|

Entrée1  izay rehetra aleha maneno sahona avokoa
Partie du discours  2  locution
Explications en malgache  3  [1.1] na inona na inona atao, ahazoana tsiny, bedibedy; na inona na inona atao toa tsy metimety daholo
Mots élémentaires  4  izay, rehetra, aleha, maneno, sahona, avokoa

Mis à jour le 2024/12/07