|
|
|
|

Entrée1  joko tsoriaka mahasambo-kary
Partie du discours  2  locution
Explications en malgache  3  [1.1] enti-milaza olona jerena toa bonaika menamenatra, miondrikondrika, nefa hay rehefa mihetsika mahavita zava-dratsy
Exemples  4  [1.1] Tsy tiako iny olona iny fa joko tsoriaka mahasambo-kary
Mots élémentaires  5  joko, tsoriaka, mahasambotra, kary

Mis à jour le 2024/12/07