|
|
|
|

Entrée1  Jonjilava
Partie du discours  2  nom propre (anthroponyme) [Liste complète]
Explications en malgache  3  [3.1] David Jones
Exemples  4  [2.649#84] Ny tena anaran' i Mr. Johns aza dia Jones koa, nefa novany ho Johns mba hampiavaka azy roa lahy. Ny Malagasy anefa tsy nahita ny fahasamihafan' ny fanononana ny hoe Jones sy Johns, ka Mr. Jones dia nataony hoe jonjilava, satria lahy lava ; ary Johns kosa nataony hoe Jonjifohy, satria fohy.
Vocabulaire  5  Histoire: personnages
Mots élémentaires  6  lava
Antonymes  7  jonjifohy

Mis à jour le 2024/12/12