|
|
|
|

Entrée1  kakabemaso
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Karazana lolo lehibe izay misy soratra boribory toy ny maso eo amin' ny elany roa
Anara-biby izay fanao fampitahorana fotsiny fa toa tsy misy akory. (Misy milaza koa hoe Kakabenify)
Exemples  4  [1.335#] Sao dia arahin'ny kakabemaso, hoy kosa Imanjavelo, Antandroy lahy.
Vocabulaire  5  Zoologie: invertébrés
Mots élémentaires  6  kaka, be, maso
Synonymes  7  kakabenify, lolompaty

Mis à jour le 2024/12/10