Entrée | 1 kamahana |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Hanina eran' ny vavany entin' ny vorona ho an' ny zanany |
Explications en français |
4 [1.3] la becquée, la pâture portée en becquée |
Exemples |
5 [2.472#] Mikendre tsara, hoy i Feno, fa tsy manana afa-tsy kamahana efatra tsirairay avy isika. |
Vocabulaire |
6 Zoologie: (en général) |
Radical | 7 fahana |
Anagrammes | 8 hamakana, kamahana, manahaka |
Mis à jour le 2025/01/21 |
![]() |