Entrée | 1 kambontenda |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Nofo kely roa an-kila sy an-danin' ny amboakelintenda, izay mety hivonto ka miteraka kohakohaka matetika indrindra ho an' ny ankizy, aretin-tenda, sns.; amin' izay dia ny fanalana azy amin' ny fandidiana no tsara hatao |
Vocabulaire |
4 Biologie 5 Santé |
Mots élémentaires | 6 kambo, tenda |
Mis à jour le 2024/12/07 |
![]() |