Entrée | 1 kaozatra |
Partie du discours | 2 adjectif |
Explications en malgache |
3 [1.1] Mahia dia mahia, afa-nofo. |
Explications en anglais |
4 [1.7] very thin, emaciated |
Explications en français |
5 [1.8] très maigre, décharné |
Exemples |
6 [2.472#] Ny hany tsy lany dia ireo feno hatina, na mahia kaozatra, na manan-takaitra hita mibaribary. |
Radical | 7 ozatra |
Dérivés |
|
Anagrammes | 10 kaozatra, tarazoka, tarozaka |
Mis à jour le 2025/01/21 |
![]() |