Entrée | 1 kimosamosa |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.10] (tovona ki sy fototeny miverina mosa) mosalahy, kinanga, kitoatoa, sao sendra mba mety na sendra mahavoa; atao tsirambina: Aza atao kimosamosa ny fambolem-bary fa io ny fototry ny aina 4 [1.1] Jereo mosalahy |
Explications en français |
5 [1.3#331] Comme mosalahy |
Radical | 6 mosamosa |
Mis à jour le 2025/02/02 |
![]() |