|
|
|
|

Entrée1  kristianina alahady fa mangalatra akoho alatsinainy
Partie du discours  2  locution
Explications en malgache  3  [1.1] enti-milaza ny olona mpihatsaravelatsihy izay miseho ho mpivavaka ivelany fotsiny nefa ny toetrany tsy manjary
Mots élémentaires  4  kristianina, alahady, mangalatra, akoho, alatsinainy

Mis à jour le 2024/12/07