|
|
|
|

Entrée1  lahabolana
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.13] literatiora am-bava mety hiady rima na tsia
Explications en français  4  [1.13] littérature orale
Exemples  5  [2.606] Manaraka ireo kosa dia hojerena miandalana ireo lahabolana hafa ahitana ny Angano, ny Tapatono, ny Kabary, ny Beko ary ny Poezia.
Vocabulaire  6  Littérature: (en général)
Mots élémentaires  7  lahatra, volana
Titres  8  Lahabolana Malagasy (Ramamonjisoa Edouard)

Mis à jour le 2024/12/07