|
|
|
|

Entrée1  lahin-tsoavaly
Partie du discours  2  locution
Explications en malgache  3  [1.1] soavalilahy atao fakana taranaka
Exemples  4  [2.996#] Ohatra amin' ny sakaiza mifaniratsira, ny lahintsoavaly: izay mitaingina azy rehetra, anenoany avokoa.
Mots élémentaires  5  lahy, soavaly

Mis à jour le 2024/12/07