|
|
|
|

Entrée1  lakampiara
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Lakana lehibe maro natambatra, misy fanarenana azy raha atongilan' ny onja, fitondran' ny mpanjono eny an-dranomasina
4  [1.13][lakam-piara] lakana misy tanany fanarenana
Explications en français  5  [1.13] pirogue à balancier
Exemples  6  [2.508#] Nony niandry ela kanefa tsy nahazo valiny izy dia lasa nandeha lakampiara nankany Bourbon ka tonga tany tamin'ny avrily.
Vocabulaire  7  Transports
8  Navigation
Mots élémentaires  9  lakana, fiara

Mis à jour le 2024/12/07