Entrée | 1 lalina aty |
Partie du discours | 2 locution |
Explications en malgache |
3 [1.1] enti-milaza ireo vilia na fitoeran-javatra toy ny tavoara, izay kely ny vavany fa ny atiny kosa tsy araka izany fa lalina |
Explications en français |
4 [1.3] se dit des vases profonds |
Mots élémentaires | 5 lalina, aty |
Mots composés |
|
Mis à jour le 2024/12/07 |
![]() |