Entrée | 1 lambomiditra |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Fombandrandram-bolo toy ny randramadinika ihany amin' ny voalohany, fa atao mifandray daholo kosa ny sori-bolo mifanandrify rehetra ka tsy atao tananivoho izy rehefa vita fa atao doko sifila; ny ankizy matetika no atao lambomiditra |
Vocabulaire |
4 Coiffures |
Radical | 5 lambo, iditra |
Mis à jour le 2024/12/07 |
![]() |