|
|
|
|

Entrée1  lamboniva
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.10#L125] ilay karazana madinika kokoa noho ny lambonava any ambany. Potamochoerus madagascariensis, Potamochoerus africanus, Gray. Ny ala ambany toerana manodidina an' Imarina no be azy, somary fotsy kokoa ny volon' ny vombony sady tsy vaventy loatra izy. Ny ankabeazan' ny lamboniva dia mitovy amin' ny kisoa gasy ny habeny; lava ny vavany; lava koa ny vanginy amin' ireo efa lehibe.
Explications en anglais  4  [1.2] wild hog inhabiting the lower coast regions, Potamochoerus madagascariensis, or Potamochoerus africanus, Gray.
Mots élémentaires  5  lambo, iva
Nom scientifique 

Mis à jour le 2024/12/07