|
|
|
|

Entrée1  latsaka babay, tonga babay
Partie du discours  2  locution
Explications en malgache  3  [1.10] Kilalaon' ankizy izay manipy zavatra eny an-tanany hisavoana dia tantazany tsy ho latsaka sady ataony hoe: "Latsaka i babay, tonga i babay". (Sarina tanisa).
Explications en français  4  [1.3] Nom d'un jeu d'enfants consistant à laisser choir quelque chose de la main et à le ressaisir dans la chute. On dit en jouant : Latsaka babay, tonga babay (Babay tombe, babay remonte)
Vocabulaire  5  Jeu
Mots élémentaires  6  latsaka, tonga, babay
Autres orthographes  7  latsakaibabaytongaibabay

Mis à jour le 2024/12/12