|
|
|
|

Entrée (1/2)1  lelomby
Partie du discours  2  nom
Exemples  3  [2.69] Fa ratsy anie, lehiretsy, raha manao toy ny lelomby, ka hilelaka ny trafo izy ihany, hihaotra ny tongotra izy ihany, hiditra an' orona mahay, hitso-foka any am-bava mahay.
Vocabulaire  4  Economie: alimentation
Mots élémentaires  5  lela, omby

Entrée (2/2)6  lelomby
Partie du discours  7  nom
Explications en français  8  [1.19] [Tankarana] nom d'une espèce d'arbre.
9  [1.196] (de lela : langue et omby : boeuf). Forme locale de lelanaomby, lelanomby, lelaomby.
Vocabulaire  10  Botanique: arbre

Mis à jour le 2025/02/02