|
|
|
|

Entrée1  lohamasinina
Partie du discours  2  nom
Explications en français  3  [3.1] locomotive
Exemples  4  [2.470#8] Misioaka fanindroany ny lohamasinina
5  [2.503#32] Ny fampiasana ireo zavatra'ireo hampandeha ny lohamasinintsika dia tsy hampivoaka ny volantsika any ivelany
6  [2.472#] Alina no niditra teo amin' ny garan' i Moramanga ilay lohamasinina nitarika kalesy telo miloko volon-davenona, feno olona an-dalam-pahafatesana.
Vocabulaire  7  Transports

Mis à jour le 2024/12/07