|
|
|
|

Entrée1  lomorina
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3  [1.1] Itakovanan' ny lomotra betsaka: Vato lomorina io fa aza hitsahina
Entina hilazana koa ny toe-tsaina feno haratsiana sy tsy mba mivoatra: Toe-tsaina lomorina izany mihevitra ny Malagasy ho tsy maintsy miankin-doha lava amin' ny hafa izany
Explications en anglais  4  [1.7] moldy; overgrown with algae
Explications en français  5  [1.8] moisi; couvert de mousse
Radical  6  lomotra

Anagrammes  7  lomorina, nioloram

Mis à jour le 2025/01/21