Entrée | 1 mafafa |
Partie du discours | 2 adjectif |
Explications en malgache |
3 [1.1] Lany, tsy misy na inona na inona mijanona fa nisy naka, nangalatra na nihinana: Nataon' ny mpangalatra nafafa ny zavatra rehetra tao an-tranony |
Explications en anglais |
4 [1.2] exhausted, empty, gone |
Explications en français |
5 [1.3] raflé, entièrement enlevé |
Exemples |
6 [2.996] ary ataoko mafafa tahaka ny fotaka eny an-dalam-be. |
Radical | 7 fafa |
Analogues | 8 madio, majifa, fafam-bolotondro, fafanimondry, lany, lifa, malifa, naiifa, fongana, tapitra, tsy misy miangana |
Anagrammes | 9 afafam, famafa, mafafa |
Mis à jour le 2025/01/21 |
![]() |