|
|
|
|

Entrée1  mafampana
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3  [1.1] Somary mafana kely: Mbola misy tazo kely ihany izy fa mbola mafampana
Exemples  4  [1.357#] Maniry any ny tany maro izy, indrindra amin' izay mafana na mafampana.
Radical  5  fana
Proverbes  6  Proverbes contenant le mot mafampana

Anagrammes  7  fampamana, mafampana, mampafana

Mis à jour le 2025/01/21