Entrée | 1 mafy vava |
Partie du discours | 2 locution |
Explications en malgache |
3 [1.1] enti-milaza olona mahatana tsara ny vavany ka tsy mamindra amin' ny hafa ny teny henony; tsy mety milaza izay tsy tokony holazaina, mahafehy vava |
Mots élémentaires | 4 mafy, vava |
Mis à jour le 2024/12/07 |
![]() |